Most recent edit on 2004-09-09 11:43:13 by DarTar []
Additions:
Deletions:
Edited on 2004-09-09 11:38:55 by DarTar []
Additions:
Deletions:
Edited on 2004-09-09 11:30:30 by DarTar []
Additions:
Deletions:
Edited on 2004-09-09 11:30:15 by DarTar []
Additions:
Edited on 2004-08-31 10:48:17 by DarTar [fixed quotes]
Additions:
~a)Tetikady mitovitovy amin' izay (
« Embrace and Extend »∞) : amin' ny voalohany aloha dia format malalaka no ampiasainy, dia ovany tsikelikely izany ka manjary tsy mivady amin' ny rindrankajy hafa intsony, ary ny hiafarany dia lasa format manan-tompo ihany ilay format malalaka.
Deletions:
~a)Tetikady mitovitovy amin' izay (« Embrace and Enhance ») : amin' ny voalohany aloha dia format malalaka no ampiasainy, dia ovany tsikelikely izany ka manjary tsy mivady amin' ny rindrankajy hafa intsony, ary ny hiafarany dia lasa format manan-tompo ihany ilay format malalaka.
Edited on 2004-08-18 20:42:00 by DarTar []
Additions:
Deletions:
Unknown action "navigation text="Next: [[mg31 Mety hanaparitaka tsiambaratelo (information confidentielle) ilay raki-daza]] | [[mg3 Up]]""
Oldest known version of this page was edited on 2004-08-03 15:46:20 by DotMG []
Page view:
Unknown action "navigation text="Next: [[mg31 Mety hanaparitaka tsiambaratelo (information confidentielle) ilay raki-daza]] | [[mg3 Up]]""
1. Mety tsy hahavaky ilay raki-daza ny olona andefasana azy
- Matetika dia vidiam-bola ny rindrankajy afaka mamaky ny format manan-tompo. Ny fizarana raki-daza amin' ny format manan-tompo, araka izany dia manery ankolaka ny olona andefasana ilay fichier mba hanana io rindrankajy io : izay olona tsy manana ny ho enti-manana hividianana io rindran-kajy io izany dia tsy afaka hamaky ilay raki-daza.
- Marina fa azo vidiana ilay rindrankajy. Raha ekena ary fa nividy ilay rindrankajy ny olona hampiasa ilay raki-daza, ampy ve izay hinoana marimarina fa afaka hamaky ny ao anatin' ilay raki-daza manontolo izy? Indrisy fa tsia: paikady iray arahin' ny ankabeazan' ny orinasa mpamorona rindrankajy ny manova tsikelikely ny format ananany. Izay maniry hanohy hampiasa izany format izany dia voatery hividy ny fanavaozana ny rindrankajy.
- Tetikady mitovitovy amin' izay (« Embrace and Enhance ») : amin' ny voalohany aloha dia format malalaka no ampiasainy, dia ovany tsikelikely izany ka manjary tsy mivady amin' ny rindrankajy hafa intsony, ary ny hiafarany dia lasa format manan-tompo ihany ilay format malalaka.
Ny format manan-tompo na koa ny sarintsarina format malalaka [*semi-proprietaires*] dia entin' ny tetikadin' ny orinasa manana azy, ka tsy mamaly velively ny hetahetan' ny mpampiasa azy, dia tsy inona fa ny
accessibilité, ny interoperabilité ary ny pérennité.