Antony efatra hankafizana ny format malalaka
Ny fampiasana format malalaka hifanakalozana raki-daza dia midika fa ianao dia:
- Mitsinjo ny laza amin' ny accessibilité sy pérénnité: Afaka matoky ny mpanoratra fa hanana fahalalahana mandrakariva hamaky sy hanova izay ao anatin' ny raki-daza.
- Miantoka fa mangarahara ny votoatin' ny laza zaraina: Afaka matoky ny mpanoratra fa tsy misy fampahalalana tsiambaratelo mety haelin' ilay raki-daza.
- Miady amin' ny viriosy: Matoky ny mpandefa sy ny andefasana fa tsy hitondra viriosy ilay raki-daza.
- Manohana ny firoboroboan' ny fahasamihafana sy ny interopérabilité eo amin' ny sehatry ny informatika.
There are no comments on this page. [Add comment]