Most recent edit on 2004-09-09 11:41:21 by DarTar [fixed quotes]
Additions:
Edited on 2004-08-19 19:48:50 by DarTar []
Additions:
Deletions:
Unknown action "navigation text="Next: [[mg5 Inona no format manan-tompo tokony hofadina ?]] | [[mg Up]] | [[mg3 Previous]]""
Oldest known version of this page was edited on 2004-08-03 15:49:34 by DotMG []
Page view:
Unknown action "navigation text="Next: [[mg5 Inona no format manan-tompo tokony hofadina ?]] | [[mg Up]] | [[mg3 Previous]]""
Antony efatra hankafizana ny format malalaka
Ny fampiasana format malalaka hifanakalozana raki-daza dia midika fa ianao dia:
- Mitsinjo ny laza amin' ny accessibilité sy pérénnité: Afaka matoky ny mpanoratra fa hanana fahalalahana mandrakariva hamaky sy hanova izay ao anatin' ny raki-daza.
- Miantoka fa mangarahara ny votoatin' ny laza zaraina: Afaka matoky ny mpanoratra fa tsy misy fampahalalana tsiambaratelo mety haelin' ilay raki-daza.
- Miady amin' ny viriosy: Matoky ny mpandefa sy ny andefasana fa tsy hitondra viriosy ilay raki-daza.
- Manohana ny firoboroboan' ny fahasamihafana sy ny interopérabilité eo amin' ny sehatry ny informatika.