Inona no format manan-tompo tokony hofadina ?
Ny format manan-tompo dia tsy format mety amin' ny fifanakalozana raki-daza. Ny ankabeazan' ny tahirin-kevitra na documents amin' ny format manan-tompo natokana haely dia mora avadika amin' ny format malalaka izay ahitana ireo toetra sy endrika tao anatiny. Ireto avy ireo
format manan-tompo tena tokony hofadiana:
Lahatsoratra MS Word (DOC)
Tabilao sy toby MS Excel (XLS)
Présentations MSPowerPoint (PPS et PPT)
Sary bitmap miloko 256 (GIF)
Sary bitmap ambony kalitao (BMP, TIF)
Kisary manara-drefy (images vectorielles) (WMF)
There are no comments on this page. [Add comment]