Most recent edit on 2004-09-13 10:19:18 by DarTar []
Additions:
Deletions:
Edited on 2004-08-19 19:49:14 by DarTar []
Additions:
Deletions:
Unknown action "navigation text="Next: [[mg6 Inona no format malalaka azoko ampiasaina ?]] | [[mg Up]] | [[mg4 Previous]]""
Oldest known version of this page was edited on 2004-08-12 12:44:01 by DotMG []
Page view:
Unknown action "navigation text="Next: [[mg6 Inona no format malalaka azoko ampiasaina ?]] | [[mg Up]] | [[mg4 Previous]]""
Inona no format manan-tompo tokony hofadina ?
Ny format manan-tompo dia tsy format mety amin' ny fifanakalozana raki-daza. Ny ankabeazan' ny tahirin-kevitra na documents amin' ny format manan-tompo natokana haely dia mora avadika amin' ny format malalaka izay ahitana ireo toetra sy endrika tao anatiny. Ireto avy ireo
format manan-tompo tena tokony hofadiana:
Lahatsoratra MS Word (DOC)
Tabilao sy toby MS Excel (XLS)
Présentations MSPowerPoint (PPS et PPT)
Sary bitmap miloko 256 (GIF)
Sary bitmap ambony kalitao (BMP, TIF)
Kisary manara-drefy (images vectorielles) (WMF)