Most recent edit on 2004-09-09 18:00:13 by DarTar []
Additions:
Deletions:
Edited on 2004-09-09 17:59:03 by DarTar []
Additions:
Edited on 2004-08-20 14:18:44 by DarTar []
Additions:
Ny caractéristiques de formatage sy mise en page-n' ny lahatsoratra manana format MS Word dia hita ao amin' ny format malalaka Ooo - standard mifototra amin' ny l'XML ary volavolain' ny suite malalaka OpenOffice izay mitandrina ny fenitra napetraky ny W3 Consortium: ny format OpenOffice - noho ny toetrany manaja ny portabilité sy ny compatibilité - dia manana tanjona ho référence amin' ny standard-n' ny lahatsoratra voakaly.
Raha toa lahatsoratra tsy nomanina havoaka an-taratasy no zaraina, dia ny mampiasa ny format malalaka HTML no tsara indrindra, satria ny navigateur rehetra dia afaka hamaky izany ary ny éditeur de texte rehetra koa dia ahafahana manova azy. Raha toa moa ka mila mise en page anankiray mihitsy (ohatra hoe nomanina ho amin' ny impression), dia ny format malalaka PS na PDF no tsara. Raha lahatsoratra siantifika indray ilay izy dia ny format malalaka TeX sy ny DVI no mety indrindra.
Deletions:
Unknown action "navigation text="Next: [[mg51 Tabilao sy toby MS Excel (XLS)]] | [[mg5 Up]]""
Ny caractéristiques de formatage sy mise en page-n' ny lahatsoratra manana format MS Word dia hita ao amin' ny format malalaka Ooo - standard mifototra amin' ny l'XML ary volavolain' ny suite malalaka ""
OpenOffice"" izay mitandrina ny fenitra napetraky ny W3 Consortium: ny format ""
OpenOffice"" - noho ny toetrany manaja ny portabilité sy ny compatibilité - dia manana tanjona ho référence amin' ny standard-n' ny lahatsoratra voakaly.
Raha toa lahatsoratra tsy nomanina havoaka an-taratasy no zaraina, dia ny mampiasa ny format malalaka HTML no tsara indrindra, satria ny navigateur rehetra dia afaka hamaky izany ary ny éditeur de texte rehetra koa dia ahafahana manova azy. Raha toa moa ka mila mise en page anankiray mihitsy (ohatra hoe nomanina ho amin' ny impression), dia ny format malalaka PS na PDF no tsara. Raha lahatsoratra siantifika indray ilay izy dia ny format malalaka ""
TeX"" sy ny DVI no mety indrindra.
Oldest known version of this page was edited on 2004-08-03 16:31:17 by DotMG []
Page view:
Unknown action "navigation text="Next: [[mg51 Tabilao sy toby MS Excel (XLS)]] | [[mg5 Up]]""
Lahatsoratra MS Word (DOC)
Ny format MS Word dia format manan-tompo mangarahara amin' ny ampahany namboarin' i Microsoft. Izany hoe ny sasany amin' ny vaovao voafango ao anatin' ilay raki-daza dia azo vakiana ary ny sasany kosa tsy azo.
Ny caractéristiques de formatage sy mise en page-n' ny lahatsoratra manana format MS Word dia hita ao amin' ny format malalaka Ooo - standard mifototra amin' ny l'XML ary volavolain' ny suite malalaka ""
OpenOffice"" izay mitandrina ny fenitra napetraky ny W3 Consortium: ny format ""
OpenOffice"" - noho ny toetrany manaja ny portabilité sy ny compatibilité - dia manana tanjona ho référence amin' ny standard-n' ny lahatsoratra voakaly.
Raha toa lahatsoratra tsy nomanina havoaka an-taratasy no zaraina, dia ny mampiasa ny format malalaka HTML no tsara indrindra, satria ny navigateur rehetra dia afaka hamaky izany ary ny éditeur de texte rehetra koa dia ahafahana manova azy. Raha toa moa ka mila mise en page anankiray mihitsy (ohatra hoe nomanina ho amin' ny impression), dia ny format malalaka PS na PDF no tsara. Raha lahatsoratra siantifika indray ilay izy dia ny format malalaka ""
TeX"" sy ny DVI no mety indrindra.
Vahaolana iray azo atao koa, kanefa tsy ny tsara indrindra fa mba azo leferina kokoa noho ny format MS Word eo amin' ny asa itambarana ny format semi-propriétaire RTF, izay format malalaka tany am-piandohany ary voavakin' ny ankabeazan' ny rindrankajy mikirakira lahatsoratra misy sary rehetra.