Most recent edit on 2005-06-06 08:40:57 by DarTar []
Additions:
If you need to collaborate with a team to work on the same document, but you cannot handle HTML files or need features not supported by HTML, you should use the Open Document Format - the document standard for office applications - or a semi-open alternative like the Rich Text Format:
Open Document Format
Deletions:
Raha vondron' olona maro no hiara-miasa amin' ny lahatsoratra iray, kanefa tsy afaka mampiasa ny format HTML, dia vahaolana ihany koa ny format Rich Text Format. ny RTF dia format malalaka ihany ny ampahany.
Edited on 2004-08-20 14:21:22 by DarTar [fixed quotes]
Additions:
Misy koa ny format malalaka natokana ho an' ny lahatsoratra misy kajy (matematika), dia ny TeX.
Eo amin' ny présentation sy ny fanatontana (impression) lahatsoratra ambony kalitao indray, dia ny format PostScript (PS) sy ny Portable Document Format (PDF) no tokony hampiasaina.
Deletions:
Misy koa ny format malalaka natokana ho an' ny lahatsoratra misy kajy (matematika), dia ny ""
TeX"".
Eo amin' ny présentation sy ny fanatontana (impression) lahatsoratra ambony kalitao indray, dia ny format ""
PostScript"" (PS) sy ny Portable Document Format (PDF) no tokony hampiasaina.
Edited on 2004-08-19 19:58:34 by DarTar []
Additions:
Deletions:
Unknown action "navigation text="Next: [[mg7 Rohy]] | [[mg Up]] | [[mg5 Previous]]""
Oldest known version of this page was edited on 2004-08-16 12:55:04 by DotMG []
Page view:
Unknown action "navigation text="Next: [[mg7 Rohy]] | [[mg Up]] | [[mg5 Previous]]""
Inona no format malalaka azoko ampiasaina ?
Ny fomba tsotra indrindra hamakiana, hitehirizana ary ifanakalozana laahtsoratra dia ny soratra ranoray ihany, izany hoe format ASCII.
Teksta ranoray (ASCII)
Raha toa misy sary na mila endrika sy rafitra dia aleo mampiasa ny format HTML.
Hyper Text Markup Language (HTML)
Misy koa ny format malalaka natokana ho an' ny lahatsoratra misy kajy (matematika), dia ny ""
TeX"".
TeX, LaTeX ary Device Independent Format (DVI)
Raha vondron' olona maro no hiara-miasa amin' ny lahatsoratra iray, kanefa tsy afaka mampiasa ny format HTML, dia vahaolana ihany koa ny format Rich Text Format. ny RTF dia format malalaka ihany ny ampahany.
Rich Text Format (RTF)
Eo amin' ny présentation sy ny fanatontana (impression) lahatsoratra ambony kalitao indray, dia ny format ""
PostScript"" (PS) sy ny Portable Document Format (PDF) no tokony hampiasaina.
PostScript (PS)
Portable Document Format (PDF)
Ho an' ny sary dia ireto avy ny format malalaka azo isafidianana:
Joint Photographic Expert Group (JPEG)
Portable Network Graphics (PNG)
Scalable Vector Graphics (SVG)