Most recent edit on 2005-06-06 08:28:24 by DarTar [added official links]
Additions:
Deletions:
Edited on 2004-08-31 09:47:20 by DarTar []
Additions:
Edited on 2004-08-20 14:24:00 by DarTar []
Additions:
LaTeX ihany koa dia mitovy tanteraka amin' izay TeX izay. Avy amin' ny TeX no notsorina mba hahafahany manatanteraka baiko avo lenta, izany hoe tahaka ny nahazoana ny HTML avy amin' ny SGML ny LaTeX amin' ny TeX.
Deletions:
LaTeX ihany koa dia mitovy tanteraka amin' izay TeX izay. Avy amin' ny TeX no notsorina mba hahafahany manatanteraka baiko avo lenta, izany hoe tahaka ny nahazoana ny HTML avy amin' ny SGML ny
LaTeX amin' ny
TeX.
Edited on 2004-08-20 14:23:29 by DarTar []
Additions:
TeX dia sady fanomezana endrika lahatsoratra no fanamboarana rindran' asa ihany koa. Tamin' ny voalohany izy dia natokana ho an' ny lahatsoratra matematika fa ankehitriny dia ampiasaina amin' ny sehatra maro hafa.
LaTeX ihany koa dia mitovy tanteraka amin' izay TeX izay. Avy amin' ny TeX no notsorina mba hahafahany manatanteraka baiko avo lenta, izany hoe tahaka ny nahazoana ny HTML avy amin' ny SGML ny
LaTeX amin' ny
TeX.
DVI. Ny TeX na LaTeX dia azo lazaina hoe sora-drindra (source) ka rehefa ahodina (compilé) dia manome ny format DVI, izay azo vakiana amin' ny milina rehetra. Matetika dia avadika ho format PDF na PS io vokatra farany io.
Deletions:
TeX dia sady fanomezana endrika lahatsoratra no fanamboarana rindran' asa ihany koa. Tamin' ny voalohany izy dia natokana ho an' ny lahatsoratra matematika fa ankehitriny dia ampiasaina amin' ny sehatra maro hafa.
LaTeX ihany koa dia mitovy tanteraka amin' izay
TeX izay. Avy amin' ny
TeX no notsorina mba hahafahany manatanteraka baiko avo lenta, izany hoe tahaka ny nahazoana ny HTML avy amin' ny SGML ny
LaTeX amin' ny
TeX.
DVI. Ny
TeX na
LaTeX dia azo lazaina hoe sora-drindra (source) ka rehefa ahodina (compilé) dia manome ny format DVI, izay azo vakiana amin' ny milina rehetra. Matetika dia avadika ho format PDF na PS io vokatra farany io.
Edited on 2004-08-20 14:22:50 by DarTar []
Additions:
TeX, LaTeX et Device Independent Format (DVI)
Deletions:
Unknown action "navigation text="Next: [[mg63 Rich Text Format (RTF)]] | [[mg6 Up]] | [[mg61 Previous]]""
""TeX, LaTeX"" et Device Independent Format (DVI)
Oldest known version of this page was edited on 2004-08-13 12:48:53 by DotMG []
Page view: