Most recent edit on 2004-08-31 10:03:58 by DarTar []
Additions:
Edited on 2004-08-20 14:33:09 by DarTar []
Additions:
Ny format PostScript dia ahafahana manao famavarana ny takelaka. Adobe no namorona azy tamin' ny taona 1985, ary natokana ho an' ny fanatontana sy ny asa printy izy. Mety amin' ny milina sy ny rindrankajy rehetra izy, ary azo avadika ho PostScript avokoa ny lahatsoratra rehetra, na inona format-ny na inona. Tsy afaka mitondra viriosy koa ny PostScript. Ny tsy itovizany amin' ny format PDF dia tsy ahafahana mandika izay miseho eo amin' ny efijery izy ka hametahana izany amin' ny asa hafa. Misy imprimantes sasantsasany afaka mamoaka raki-daza manana format PostScript ('Imprimer dans un fichier'), dia misy koa ny rindrankajy maimaim-poana toy ny GhostScript azo ampiasaina hanamboarana raki-daza amin' ny format PostScript.
Deletions:
Ny format PostScript dia ahafahana manao famavarana ny takelaka. Adobe no namorona azy tamin' ny taona 1985, ary natokana ho an' ny fanatontana sy ny asa printy izy. Mety amin' ny milina sy ny rindrankajy rehetra izy, ary azo avadika ho
PostScript avokoa ny lahatsoratra rehetra, na inona format-ny na inona. Tsy afaka mitondra viriosy koa ny
PostScript. Ny tsy itovizany amin' ny format PDF dia tsy ahafahana mandika izay miseho eo amin' ny efijery izy ka hametahana izany amin' ny asa hafa. Misy imprimantes sasantsasany afaka mamoaka raki-daza manana format
PostScript ('Imprimer dans un fichier'), dia misy koa ny rindrankajy maimaim-poana toy ny GhostScript azo ampiasaina hanamboarana raki-daza amin' ny format
PostScript.
Edited on 2004-08-20 14:32:29 by DarTar []
Additions:
PostScript (PS)

Unknown action "navigation text="Next: [[mg65 Portable Document Format (PDF)]] | [[mg6 Up]] | [[mg63 Previous]]""
Ny format ""
PostScript"" dia ahafahana manao famavarana ny takelaka. Adobe no namorona azy tamin' ny taona 1985, ary natokana ho an' ny fanatontana sy ny asa printy izy. Mety amin' ny milina sy ny rindrankajy rehetra izy, ary azo avadika ho

PostScript ('Imprimer dans un fichier'), dia misy koa ny rindrankajy maimaim-poana toy ny ""
GhostScript"" azo ampiasaina hanamboarana raki-daza amin' ny format
PostScript.
Oldest known version of this page was edited on 2004-08-13 14:44:42 by DotMG []
Page view: