openformats.org

main :: sitemap :: login/register
Deutsch Ελληνικά English Español Français Italiano Malagasy 简体中文
Most recent edit on 2004-08-31 10:02:28 by DarTar []

Additions:
Adobe PDF Specifications

Edited on 2004-08-20 14:33:43 by DarTar []

Additions:

Ny format PDF (Portable Document Format), novolavolain' i Adobe, dia format mety hanaovana présentation, ary ny famaritana azy dia hita amin' ny tranonkala. Tsy mifidy milina, solosaina, imprimante ny PDF, nefa mora kirakiraina (afaka ovaina ny police, afaka asiana rohy, fanamarihana) ary afaka jerena eo amin' ny efijery ihany koa. Adobe Acrobat ohatra na GhostScript no ahafahana mamorona rakidaza amin' ny format PDF na ataon' ny asa sasany amin' ny Linux ihany koa.

Deletions:
Unknown action "navigation text="Next: [[mg66 Joint Photographic Expert Group (JPEG)]] | [[mg6 Up]] | [[mg64 Previous]]""
Ny format PDF (Portable Document Format), novolavolain' i Adobe, dia format mety hanaovana présentation, ary ny famaritana azy dia hita amin' ny tranonkala. Tsy mifidy milina, solosaina, imprimante ny PDF, nefa mora kirakiraina (afaka ovaina ny police, afaka asiana rohy, fanamarihana) ary afaka jerena eo amin' ny efijery ihany koa. Adobe Acrobat ohatra na ""GhostScript"" no ahafahana mamorona rakidaza amin' ny format PDF na ataon' ny asa sasany amin' ny Linux ihany koa.

Oldest known version of this page was edited on 2004-08-13 15:14:42 by DotMG []
Page view:
Unknown action "navigation text="Next: [[mg66 Joint Photographic Expert Group (JPEG)]] | [[mg6 Up]] | [[mg64 Previous]]""

Portable Document Format (PDF)

Ny format PDF (Portable Document Format), novolavolain' i Adobe, dia format mety hanaovana présentation, ary ny famaritana azy dia hita amin' ny tranonkala. Tsy mifidy milina, solosaina, imprimante ny PDF, nefa mora kirakiraina (afaka ovaina ny police, afaka asiana rohy, fanamarihana) ary afaka jerena eo amin' ny efijery ihany koa. Adobe Acrobat ohatra na ""GhostScript"" no ahafahana mamorona rakidaza amin' ny format PDF na ataon' ny asa sasany amin' ny Linux ihany koa.
Valid XHTML 1.0 Transitional :: Valid CSS :: Powered by WikkaWiki