Fisoratana anarana
Fomba fisoratana anarana
Deutsch Ελληνικά English Español Français Galego Italiano Malagasy Português 简体中文
Tsotra be ny fomba fisoratana anarana ato amin' ny
openformats.org:
- Mifidiana solonanarana: Ny fomba fanoratra azy dia atao manaraka ny lalànan' ny WikiName, ohatra : BillClinton;
- Misafidiana tenimiafina;
- Atsofohy indroa ny tenimiafina;
- Omeo ny adiresy imailaka. Rehefa manadino ny tenimiafina ohatra ianao no ilana ny adiresy imailaka.
Rehefa vonona dia tsindrio
eto