Most recent edit on 2004-08-20 18:39:11 by DarTar []
Additions:
~1)Mifidiana solonanarana: Ny fomba fanoratra azy dia atao manaraka ny lalànan' ny
WikiName, ohatra :
BillClinton;
Deletions:
~1)Mifidiana solonanarana: Ny fomba fanoratra azy dia atao manaraka ny lalànan' ny
WikiName, ohatra :
""BillClinton"";
Oldest known version of this page was edited on 2004-08-16 14:33:56 by DotMG []
Page view:
Fisoratana anarana
Fomba fisoratana anarana
Deutsch Ελληνικά English Español Français Galego Italiano Malagasy Português Slovenčina 简体中文
Tsotra be ny fomba fisoratana anarana ato amin' ny
openformats.org:
- Mifidiana solonanarana: Ny fomba fanoratra azy dia atao manaraka ny lalànan' ny WikiName, ohatra : ""BillClinton"";
- Misafidiana tenimiafina;
- Atsofohy indroa ny tenimiafina;
- Omeo ny adiresy imailaka. Rehefa manadino ny tenimiafina ohatra ianao no ilana ny adiresy imailaka.
Rehefa vonona dia tsindrio
eto