openformats.org

main :: sitemap :: login/register
Deutsch Ελληνικά English Español Français Galego Italiano Malagasy Português Slovenčina 简体中文
Fisoratana anarana | Fomba fisoratana anarana

Inona no lalànan' ny WikiName ?


Deutsch Ελληνικά English Español Français Galego Italiano Malagasy Português Slovenčina 简体中文

Ny atao hoe teny wiki dia teny roa na maromaro natambatra, samy miantomboka amin' ny renitsoratra, ohatra TahakaIty na TahakaIzao.
Ny teny wiki dia mora vakiana, mora tadidiana ary anefa fantatry ny solosaina hoe rohy.

Ny anarana wiki dia solonanarana manaraka io fitsipi-panoratana io, toy ny hoe: BillClinton, ary mirohy amin' ny mombamomba ny mpikambana iray.







Valid XHTML 1.0 Transitional :: Valid CSS :: Powered by WikkaWiki